Alarobia Masina
Izaia 50, 4-9a/ Salamo 68/ Md Matio 26, 14-25 Ny vakiteny voalohany dia manohy ny fikaloana an’ilay Mpanompon’YHWH amin’ny tonokalo fahatelo (efa novakiana tamin’ny Alahady). Amin’ny teniny no ankaherezan’ilay mpanompo an’izay reraka. Tsy teniteny foana anefa fa teny ianarana tsara…