Alarobia V Karemy
Vakiteny I : Daniely 3,14-20.91-92.95, Tononkira : Daniely 3,52.53.54.55.56, Evanjely : Md Joany 8,31-42. Ny tantaran’ireo telolahy ao amin’ny Bokin’i Daniely (דָּנִיֵּאל Daniye’l, Andriamanitra no mpitsara) dia manambara ny fanirian’ny olombelona mba havotan’Andriamanitra manoloana ny fitsarana tsy marina, satria Izy no hany Mpitsara…