Sabotsy IV Karemy
Vakiteny I : Jeremia 11,18-20, Salamo 7,2-3,9bc-10,11-12, Evanjely : Md Joany 7,40-53 Ny tsy fitovian-kevitra be ihany mikasika an’i Jesoa no ambetin-dresaky ny Litorjia mba hampiditra antsika amin’ny misterim-pitiavana (Passio) izay manomboka ny alahady fahadimy. Na amin’izao fotoana izao aza manko dia…