Zoma II Karemy
Jenezy 37, 3-28 Salamo 104 Md Matio 21, 33-46 Indry eny ny mpanonofy, andeha hovonintsika izy. Ny mety ho fiangarana na tombom-pitia dia mampirongatra ny fialonana sy ny fankahalana, izay miantomboka amin’ny tsy fahaizana miteny am-pitiavana ary mety hihafara amin’ny…