Alahady faha-31 mandavantaona Taona B
Deteronomy 6, 2-6 Salamo 17 Hebrio 7, 23-28 Md Marka 12, 28b-34 Ny didy ho antsika dia hoe: tiava. Ny Vakiteny I dia nalaina tao amin’ny Boky Deteronomy, izay mamintina ny traikefa ara-pinoana niainan’ny zanak’Israely taorian’ny nivoahany tany Ejipta tokotokony…