SABOTSY III KAREMY
Osea 6, 1-6/ Salamo 50/ Md Lioka 18, 9-14 “Tiavo ny Tompo Andriamanitrao amin’ny sainao manontolo”, hoy i Jesoa (Evanjely omaly Mk 12, 28b-34). I Osea Mpaminany dia efa niantsoantso izany koa: “Mahalalà isika, mikeleza aina hahalala ny Tompo, fa…