Sabotsy I Karemy
Deterônômy 26, 16-19/ Salamo 118/ Md Matio 5, 43-48 “Tiavo ny fahavalonareo”. Ny Levitika (Lv 19, 18) dia mandrisika mba hitia ny namana, saingy noho ny fahasarotam-piaro nahazo an’Israely (Alarobia I Karemy) dia tonga hatramin’ny fankahalana izay mety tsy mitovy…