Talata I Karemy
Izaia 55, 10-11/ Salamo 33/ Md Matio 6, 7-15 Mandalina ny fifandraisantsika amin’ny zava-boahary (fifadian-kanina), amin’ny namana (fifampizarana) ary amin’Andriamanitra (vavaka) ny vakiteny aroson’ny fiangonana amin’ity herinandro ity, mba hahafahantsika misantatra ny fibanjinana ny voninahiny amin’ny Litorjian’ny alahady manaraka. Ny…