Alatsinainy I Karemy
Levitika 19, 1-2.11-18/ Salamo 18/ Md Matio 25, 31-46 “Aoka ho masina ianareo satria Masina aho, YHWH Andriamanitrareo”. Ny hoe masina moa dia heverintsika fa izay tsara fitondran-tena sy tsy misy kianina eo imason’ny olombelona. Ny hoe קָדוֹשׁ (kadosh) dia ilazana ny zavatra…