Alakamisy manaraka ny lavenona
Deterônômy 30, 15-20/ Salamo 1/ Lioka 9, 22-25 Manomboka ny Karemy isika dia ampian’ny Litorjia mba hanitsy izay toe-tsaina mety tsy mifanaraka amin’ny maha-kristiannina antsika. Voalohany amin’izany ny fiheverana momba ny voninahitr’Andriamanitra: tsy maintsy hijaly mafy ny Zanak’olona, holavin’ny loholona sy…