Alatsinainy fahafito mandavantaona
Tsy ankasa Ekleziastika 1,1-10/Salamo 92/ Ankasa Jakôba 3, 13-18/Salamo 18/ Md Marka 9, 13-28 Ao amin’ny andininy farany amin’ny toko fahafito dia nolazain’i Marka fa talanjona ny vahoaka satria nampiteny ny moana i Jesoa. Amin’ny Evanjely anio koa dia gaga ny olona…