Talata faha-efatra mandavantaona
Tsy ankasa Hebrio 12, 1-4/ Salamo 21/ Ankasa 2 Samoela 18, 9-10. 14b. 24-25a 30 – 19,3/Salamo 85/ Md Marka 5, 21-43 Eny an-dalana mankany amin-tranon’ilay notsilovin’Andriamanitra (Jaïraיָאִיר ) dia indro nisy vehivavy nitsi-drà, izay “maloto” araka ny lalan’i Moizy (Lv 15, 25-27)…