Alarobia fahatelo tsotra mandavantaona
Tsy ankasa Hebrio 10,11-18/Salamo 109/ Ankasa 2 Samoela 7, 4-7/Salamo 88/ Md Marka 4, 1-20 Ao amin’ny Evanjelin’i Md Marka dia ny moron-dranomasina no ampianaran’i Jesoa ny vahoaka ary ny tendrombohitra kosa hiakarany mba hivavaka sy hisafidy ny Apostoly. Ny vahoaka manara-morona…