Alatsinainy fahatelo tsotra mandavantaona
Tsy ankasa Hebrio 9, 15.24-28/Salamo 97/ Ankasa 2 Samoela 5, 1-7.10/Salamo 88 Md Marka 3,22-30 Eo am-piandrasana ny havany ho tonga, satria nihevitra azy ho “very saina”, dia nanararaotra ny mpanora-dalàna nidina avy any Jerosalema hanome ny heviny mikasika an’i Jesoa. Samy nanonontany tena…