Sabotsy manaraka ny Epifania
1 Joany 5, 14-21/ Salamo 149/ Joany 3, 22-30 Nifanditra tamin’ny Jody ny amin’ny fanadiovana ny mpianatr’i Joany. Ny fidiovana (mikveh מִקְוָה) moa di any fomban’izy ireo tsy ho fanadiovana ny vatana ihany fa ho fanajana ny fiaraha-monina sady handraisana ny…