23 desambra
Malakia 3, 1-4. 23.24/ Salamo 24/ Md Lioka 1, 57-66 Mahalala antsika tsirairay avy Andriamanitra ary mahafantatra ny antsimpirihim-piainantsika (salamo 138), ary nofidiany isika tsirairay avy ho fitaovana hitaran’ny famonjeny ho an’ny olombelona rehetra. Tsy afaka ny tsy haniry izany…