Alahady faha-efatra Fiaviana Taona A
“Aza matahotra ny hampakatra an’i Maria vadinao”.
“Aza matahotra ny hampakatra an’i Maria vadinao”.
I Sam 1, 24-28 / I Sam 2, 1-8 / Md Lioka 1, 46-56 Ny vakiteny voalohany dia mampianatra antsika fa fanomezan’Andriamanitra izay rehetra eo am-pelantanantsika, eny fa na dia ny taranaka aza, ka fahamarinana ny mahafoy azy manontolo ho an’ny…
Tononkira 2, 8-14/ Sal 32 / Md Lioka 1, 39-45 Injay ny feon’ny malalako, indry tamy izy miantsambotsambotra eny an-tendrombohitra, mitsambikina amin’ny havoana. Ilay notiavina no tsindrian-daona efa tsy maharay lamba miandry ny fihaonana amin’ilay tia azy. Izany no anehoan’ny…
Izaia 7, 10-14/ sal 23 / Md Lioka 1, 26-38 Rehefa nandray enim-bolana i Joany dia nirahin’Andriamanitra ny Anjely ho any Galilea, ho any Nazareta. Fotoana mampahatsiaro ny andro faha-enina naharian’Andriamanitra ny olombelona, mampahatsiaro ny ora faha-enina nipetrahan’i Jesoa reraka…