ALAKAMISY II FIAVIANA
Izaia 41, 13-20 / Sal 144 / Md Matio 11, 11-15 Ilay Masin’Israely no mpanavotra anao, ilay Masin’Israely no nahary izao tontolo izao. Eo anatrehan’Andriamanitra dia mahatsiaro tena ho tsinontsinona isika: kankana aho fa tsy olona, voahilikilika sy tondroin’ny olona…