Ny fahasitranana no mariky ny famelàna. Isika izay efa navelan’Andriamanitra heloka, sady efa novidiany tamin’ny rany anie hizotra amin’ny fodiana any an-tranon’ny Ray hankalaza an’Andrimanitra.
8 DESAMBRA: FANKALAZAN AN’I MASINA MARIA NOTOROTORONINA TSY AZON-KELOKA,
Mpiaro Voalohany an’i Madagascar (1 aogositra 1644 Mgr Pierre Dalmond) Jenezy 3,9-15.20 / Sal 97 / Efez 1, 3-6.11-12 / Md Lioka 1, 26-38 Ny fiekentsika an’i Jesoa ho Andriamanitra dia hanajantsika an’i Masina Maria ho Renin’Andriamanitra, ary ny fanajana…