Alahady faharoa Fiaviana Taona A
« Manaova asa fibebahana mendrika tsara », na ny marimarina kokoa manaova asa mifanaraka amin’ny fibebahana, ampamokaro ny fibebahanareo (Mt 3, 1-13).
« Manaova asa fibebahana mendrika tsara », na ny marimarina kokoa manaova asa mifanaraka amin’ny fibebahana, ampamokaro ny fibebahanareo (Mt 3, 1-13).
Izaia 30, 19-21; 23-26/ Sal 146 / Md Matio 9, 35 – 10, 1.6-8 Ambaran’ny vavaka fangatahana anio fa ny hanafaka antsika amin’ny toe-pahotana no nahatongavan’ny Zanak’Andriamanitra ho nofo, hiara-monina amintsika. Na dia hanome antsika ny mofom-pahoriana sy ny ranom-piahiahiana…
Izaia 29, 17-24/ Sal 26 / Md Matio 9, 27-31 “Mba asehoy ny herinao, ry Ray, ka tongava. Tahio izahay ho afaka amin’ny loza mananontanona vokatry ny fahotanay, ary rehefa navotanao, dia mba omeo ny famonjena”. Mandinika io vavaka fangatahana io…
Izaia 26, 1-6 / Sal 117 / Md Matio 7, 21.24-27 Hetseho ny fahefanao, ry Ray, ary vonjeo amin’ny herinao tsy misy fetra izahay, ka enga anie izay soa sakanan’ny fahotanay, mba ho azonay haingana noho ny hasin’ny famindram-ponao. Raha ny…
Izaia 25, 6-10a / Sal 22 / Md Matio 15, 29-37 Resaka fanasana, sakafo mafilotra sy tsy lany laniana no toa miverimberina amin’ny Vakiteny anio. Mampahatsiaro ny sakafom-piombonana atao rehefa fety araka ny fomban’Israely izany: ny Eksody 24, 11 ohatra…
Vak I: Izaia 11, 1-10 / Sal 71 / Evanjely: Md Lioka 10, 21-24 “Andriamanitry ny fahamarinana o, mba tolory ny andriana mpitondra sy ny zanak’andriana ho dimbiny ny fahaiza-mitsara ara-drariny” (sal 71). Izany no vavaka atoron’ny Salamo antsika hatao…
Vak I: Izaia 2, 1-5 / Sal 121 / Evanjely Mt 8, 5-11 “Fa avy ao Siona no hivoahan’ny lalàna, fa avy ao Jerosalema no hivoahan’ny Tenin’ny Tompo”. Rehefa sendra ny mangidy tokoa moa isika, rehefa teren’ny fiainana dia manao…
Araka izany, araka ny taranaka 14 isaky ny vanim-potoana lazain’i Matio (Mt 1, 17) dia asongadin’ny arivo taonan’ny tantara : hatramin’i Abrahama; hatreo amin’i Abrahama ka hatramin’i Davida; hatramin’i Davida ka hatramin’ny fahababoana; hatramin’ny fahababoana ka hatramin’i Kristy…
Ny Vakiteny aroso ny alahady I Fiaviana : Izaia 2, 1-5/Salamo 121Romana 13, 11-14Md Matio 24, 37-44 Aza revon’ny ambany maso fa aoka ho avo fijery. Ny vavaka fangatahana amin’ny alahady I Fihaviana dia mamintina ny ezaka hataontsika mandritra ity…
Manomboka ny Taona litorjika vaovao ny Eglizy. Tsara ho fantatra ihany araka izay ny drafitra ankapoben’ireo taona litorjika ireo sy ny evanjely vakiana : Ny Taona A dia Fandalinana ny Batemy: antsoina handalina ny firosoantsika ho Kristianina isika araka ireo loha-kevitra…